Miverena
Miverena

  Hanohanana   

Manaraka
Manaraka


    Efitra iray hono no ipetrahan'izay telo mianaka. Saika mba hanao ny adidininy @ vadiny ity Raimpianakaviana iray saingy mbola teo akaiky teo ny zanany lahy hany ka tsy hitany izay hevitra. Tsy androny intsony nony farany ka hoy izy t@ zanany hoe:  

- "Hono aho ry Koto. Mba mandehana leitsy ialahy etsy am-baravaran-kely ka isao izay olona mandeha tsy misatroka (andro ririnina mantsy io ka misatroka avokoa ny ankamaroan'ny olona). Homeko 100 FMG ialahy isaky ny olona iray."  

- "Raikitra!" hoy Ilaykely.  

Dia nanomboka nanisa ary Ilaykely, Iray , roa, telo,... 10,.. ets. Noheverin-dRangahy fa variana mafy ny anao lahy hany ka dia nanomboka nanao ny adidiny t@ vadiny izy.  

Nony afaka kelikely dia henony ny feon'ny zanany lahy nanao hoe:  

" Hovidianao lafo ry Dada io fahafinaretanao io fa tena "convoi funebre" iray manontolo mihitsy no miala any!" 

 

Mpandefa:        Desire Dauphin Rasolomampionona A.
Daty:                14 Jun 1996

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

    Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka 

1