Miverena
Miverena
  Orana   Manaraka
Manaraka

    Teny amin'ny route de Tamatave no niseho ny tantara (tena marina), misy ireo ankizy mivarotra orana (ecrevisse) eny amoron-dalana, sady miantso hoe: "orana e!" no mampiseho ireo orana fonosiny anaty ahitra. 

Dia mba nijanona ary izahay saika hividy. Nojerena anefa ireo orana fa dia toa madinika dia madinika. Tsy naharitra ny havanay iray tao anaty fiara ka nilaza hoe: "Toa erikerika fotsiny izy izany fa tsy tena orana"!!! 

 

Mpandefa:        Lala Razafimahefa
Daty:                18 Jun 1996

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

      Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka 

1