Nandeha nijery dokotera ity
rangahy iray : -Dokotera, tena tsy azoko fa isaky ny misotro kafe aho dia maharary tampoka ny masoko havanana ! -Tsara aloha raha esorinao ilay sotrokely vao sotroina ny kafe ka ! ... PS: tsy maintsy hisy hanao indray hoe: efa
fantatray |
Mpandefa: Alain Ratsimbazafy
Daty: 22 Nov 1996
Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka