Niditra tao @ restau-U
ranamana iray, teo ambony latabatra nisy
"spaghetti" miavosa be ao anaty lovia. Eo
anoloan'ilay lovia misy rangahy mamaky gazety ka takona
aloha ny endriny. Noana be ito ankamantsika ka avy hatrany dia nanao be ambosika ito "spaghetti", ilay iray moa mbola variana namaky gazety ... Efa kely sisa tsy ho lany ilay izy kanjo akory ny hatairan-dranamana fa nisy KANKANA mbola velona mitsipatsipaka nifangaro ary tao ambany ka tsy hitany ... kiriko leiry ka dia nalohany tao anatin'ilay lovia ihany ka sarona ilay kankana ... Teo dia nitraka ilay namaky gazety: - Kay ianao koa nandoha tao anaty lovia
- :-(* |
Mpandefa: Thierry Le Botity
Daty: 11 Dec 1996
Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka