I Hery dia zanaka
tambanivohitra, tena tambanivohitra badraodra, tanavo.
Zaza tokana i leiry satria tsy afa-niteraka izy mivady
(tsy sahala amin'ny tambanivohitra rehetra 7 lahy 7
vavy). I leiry anefa zaza mazoto mianatra, ka na
badraodra aza dia mba mahira-tsaina. Dia
nanao sacrifice ny raiamandreny handefa an'i leiry
hianatra tany Dia nanambady i leiry ary tsotra dia tsotra ny fety (satria moa ny raiamandreny tambanivohitra mahantra). Tany Antananarivo no natao ny raharaha. Rehefa izany dia nangataka ny raiamandreniny mba any an-tanana no hanao volantantely. Dia nanaiky izy mivady. Ny fomban'ny olona any amin'io tanana ambanivohitra be io, rehefa misakafo, dia miray lovia ny vehivavy ary miray lovia ny lehilahy. Nazavaina an-damatoa vady moa izany, dia tsy nampaninona azy. Rehefa lasa natory izy mivady zanaka dia velom-panontaniana izy mivady hoe: - O rainy a! Isika anie tsy nisy fotoana
- Marina ny anao reniny, inona no atao? Ry
Dia lasa tokoa izy mivady nitsikilo teo amin'ny lavaky ny lakile. Rangahy no nitsikilo. - Inona no mitranga rainy. - Io no efa nahiako. Mipetraka miresaka eo
an- - 'ty vavanao e. - Tsy mifampikitika akory ry zareo, tsy
- De ahoana? - Andraso aloha. Io kosa ny anao fa
manomboka Dia nitantara ny zava-nitranga rangahy. Ramatoa etsy andaniny liana ny hitsikilo ihany koa, nefa rangahy midongy. Tsy tapitapitr'izay dia nihoraka rangahy rainy: - F'inona ity ataon'i leity? Mamoa-doza. Tsy
|
Mpandefa: Ny Aina Razermera Mamy
Daty: 19 Feb 1997
Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka