ANIO Anio, anio, lanonam-be Vonina ny omby vositr' ę Injay any ho any misy mihira Maredona re an-dakira Mama Raivo hono hanambady Mampiravoravo io lanonana io Mam Raivo hono hanambady anio Ny lalāna hombāny fotsy sy madio Koa na iza na iza faly eo an-tanāna Indreo jereo mpanotrona Mitsaoka sy manoroka Ny amponga injao midoboka Ho ren' ny manodidina Mangina avy eo ny alina Fa gaga y talanjona Mijery ny ampakarina Hobian' ny saha sy zavona Koa na iza na iza... Tonony : Bessa Feony : Zoulou