ANY MALALA Any malala Manoratra ho anao aho Ny aty dia salama Nela tsy dia misy vaovao Fa... nalahelo mafy anao aho Mila ho adala Nefa atao ahoana moa Fa mamafy Vao mioty ny voa Fa ny aty (2) Dia ady isan'andro Tsemboka ny andrina Izay vao mba mahita ny soa Fa ny aty (2) Mamono masoandro Nefa tsy kivy Fa mankahery fo Rifofotra mihary Hiadanan-tsika roa Any malala Manoratra hoa anao aho Voaraiko androany Ny taratasinao Izay milaza fa hoe Angamba tsy hahandry ahy lntsony ianao Fa hiova malala Mangata-tso-drano Miangavy ahy ahanadino Hamela anao mba handeha Fa ny aty (2) Tsy mino ny saina F'ilay nolalaina Nihariana, nihafiana Izao rehetra vita izao No hania (2) Tsy ahandry maraina Hahita ny hafa ka dia izao Milaza fa handao Tsia, tsy mino izany aho Fa mbola tia anao Androany androany aho dia Hanainga haka anao Fa mino foana aho hoe... Mbola tia ahy lanao Texte et Musique: Rossy