BONJOUR MADAME LA GUITARE Bonjour ! bonjour ! bonjour ! Bonjour Madame la Guitare ! Bonjour ! bonjour ! bonjour ! bonjour ! Ilay tiako tsy mizarazara Bonjour ! bonjour ! Ka manahoana ? Bonjour ! bonjour ! bonjour ! Zary isika fa tafahoana Bonjour Ra-Harmonie Notolorako ny tena fitia ! Tsy azo nenti-nanaraka mantsy Izany no tsy hanaovan-dratsy Bonjour Ra-Mandoline ! Dites Ra-Joséphine Fantantrao fa ny andro izao ririninao Ilaina ianao mba ho solon' ny kininina ! Ka manao ahoana izato ianareo Inona ny vaovao 'Zao zary misento mitoreo Raha vao lavitra kely ianareo