ETO RY LALA Eto ry lala no toerana Toera-mangina Tsy misy intsony ahiana Ny fahavalon'ny mpifankatia Efa nilaozana Ry voninkazo manitra Omeo ny fofonao mamerovero Ny fofonao mamerovero Ireto fo iray tsy mba roa Enjehin-dava re Ka mba hitsero Thérack (G. Andriamanantena)