IZA Iza ry mpanota Iza no handray Izato ianao maimbo, feno loton-tsitrapo Iza ry mahantra Iza no ho sahy Haka fahoriana hanavotana anao Jeso no mpanavotra Jeso no mpamojy anay Jeso no mpitia anay Sady tokinay Eny Izy no sahy Izy no handray Foiny na ny rany Na ny ainy ho anao Tonony sy Feony : Bessa Mpihira : Solo