MBA TSIDITSIDIHO Any ho any, any ho any Izay ilay havako Manin'azy any aho Ilay hany malalako Iza re ? iza re no hafarako ? Teny fohy hoe: malahelo ka vangio Aza hariana lahy Fa mba tsiditsidiho (FIN) Miova loko izay jereko raha lavitra anao Ny alahelo anie ka atero k'alao Manina anio, kanefa tsarovy Tsarovy fa ampitso ihany aho Dia tsy hizaka vetsovetso intsony Any ho any, ... Mpihira : Ossy