O ! IZA ! IZA ! 1. O! Iza ! iza ! lza no hamonjy ahy re Fa reraka aho Fa dia reraka milonjy entam-pahotana Fahotana be ! O Manantona Manantona an'i Jeso Fa izy ihany Izy no hamonjy anao Fa noreseny, Efa noreseny, na ny fasana aza dia ny Fahafatesana Ny fasana aza, efa noreseny izao ny fahafatesana ilay Fahavalonao Ka mba mifalia, mifalia ianao fa Jeso Jeso Tompo no Mpanavotra anao ! 2. Ry Jeso Tompo Ry Jesosy Tompo ô Mba raiso re ny foko ho anao izao Fa famonjena Fanavotan-dehibe sy avotraina koa No he ! Atolotrao ! Fa novonoina Novonoina ianao Hisolo voina Mba hisolo voina anay Fa noresenao Efa noresenao, na ny fasana aza Dia ny Fahafafatesana Ny fasana aza, efa noreseny izao ny fahafatesana ilay Fahavalonao Tonony sy Feony : Bessa Mpihira : Chorale Ambohitantely