RY VOLANA FENO Ry volana feno sy manganohano Mba fatratra lahy (2) Fonosin'ny aizina nefa tsy rava Ka tsy mba manahy (2) Ampianaro ahy ny toetra mazava Fa mamiko kosa (2) Mamiratra mantsy no sady baliaka 'Lay eny sariaka (2) Ry volana feno fonenan'ny tsiahy Iriako mba ho ahy (2) Am.... ny foko sy santa-pitia Fanilon'ny dia (2) Ampianaro ahy ny toetra mazava Fa mamiko kosa (2) Mamiratra mafy no sady baliaka 'Lay eny sariaka (2) Barijaona