SAINGY TSY FOINAO Fa hoy ianao hoe : Tsy maintsy hijaly Ianao Ary ho faty noho ny ota Kanefa koa rehefa afaka hateloana dia hitsangana . . Nisy tsy nety nino, Nisy tsy nanam-po Kanjo tanterakao . . Ny teny izay nomenao Ankehitriny vita ny avotra Ary tontosa ny famonjena Tsy nahatàna Ilay maherinao ny fahafatesana Saingy mbola malemy Sy kanosa izahay Mbola tsy sahy mijoro Ka todiho sy jereo REFRAIN : Taiza moa 'zahay Jeso ô toy izay raha nilaozanao noho ireo otanay I Saingy tsy foinao, Jeso ô ! izahay Fa navotanao hody soa anin-dRay Tonony sy Feony : Bessa Mpihira : Chorale Ambohitantely