TSA HAVELAKO Tsa havelako le, handeha, tsa havelako Tsa havelako sy ho roso , tsa havelako Tsa hivela amin'ny raha tiako, tsa havelako an! Ny mpiray tampo ro iraika e! Ny mpifankatia ro mi-fangaika Fa ny atsika roa, tsa mitovy Fa tena hafa Hafa aby amy ny an'olo, ka manahira-ny saiko Hafa aby amy ny an'olo, ka raha koa tsa ho haiko Tiako haria,..ka hasolo an'ia Ho an'Alarobia aho, hitadia Fa ny atsika roa tsa mitovy, fa tena hafa Avilao handry amin'ny handreny ny mamo Avilao hikendry amin'zay kindreny ny kamo Fa ny mpifandrafy ro mifampiditsa angano Ny mpifaka-tea mba mifampihidy an' Andrano TSIVAHINY