Hitantsika mantsy rehefa
fotoanan'ireny "Mondial" (football) ireny dia
tsy aritry ny lehilahy mihitsy ny manaraka baolina, misy
aza tsy matory mihitsy fa miandry an'izany lalao izany na
@ 3 ora maraina aza vao manomboka ilay izy. Ka tato
amin'ny tokatranon'i Rakoto sy Rabodoarimanga andeha mba
hojeren-tsika kely ny fiainan-dry zareo t@ izay:
Tsy manana fahitalavitra moa izy mivady ka hany nandeha tany @ namany i Rakoto mba hanaraka izany "Mondial" izany. -Bodoarimanga: Tena tsy
lasa intsony ity Rakoto kah, hatramin'ny -Rakoto:
Aiza koa izay mamadika eo Ramatoa ity a, raha
navadiko |
Mpandefa: Manitra Andriaharifara
Daty: 27 May 1996
Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka