Raha tonga t@ masinina avy
tany Toamasina ity ranamana iray miaraka t@ valizy
anankiroa dia nanapa-kevitra fa handray taxi. Ka hoy
indrindra izy t@ ilay mpitondra taxi: -Hoatrinona mankany Andavoahangy andriamatoa mpamily? Fa namaly ilay mpamily: -2000Fmg ramose! -Ary ohatrinona no aloako @
ireto valiziko ireto? -An an an! Tsy andoavanao vola ireo fa avy dia alefaso ao @ kapO dia efa basy! Taitra ilay ranamana sady faly ka nanao t@ ilay mpamily hoe: -Ka leo Ary aho handeha an-tongotra fa ny valiziko ihany entina e ... |
Mpandefa: Benoit Fils Razafimbahoaka
Daty: 22 Jul 1996
Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka