Miverena
Miverena
  Je t'aime ...   Manaraka
Manaraka

    Nisy hono ity zazavavy iray mba sendra nandeha hitsangatsangana. Teny an-dalana nisy zazalahy nifanena taminy. Tonga dia vavany ny an'ilay zazalahy: 

- zzlahy: Je t'aimes:| 

- zzvavy: Iza koa ataonao zetemo io? 

- zzlahy: Nao ke! 

- zzvavy: Zetem-ko babanao, zetem-ko neninao, 
          zetem-ko nareo tranoraiky. 

- zzlahy: ?!? 

 

Mpandefa:        Heri Ramampiaro 
Daty:                 08 Apr 1997

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka

1