Miverena
Miverena
  Elefanta   Manaraka
Manaraka

    Anontanio olona iray: "Misy fomba telo ampidirana elefanta ao anaty vata fampangatsiahana (frigo,VF)", inona ary avelao ange hitady ela eo sy mamaly eo, afa-po, ie, valiny ary: 

Vohaina ilay VF, ampidirana ao ilay elefanta ary dia hidina ilay izy.
Avy eo indray tohizo ... 

Izao indray ary : "Fomba efatra ampidirana giraffe ao anaty VF", alao hitady eo ihany, valio moramora nony afa-po. 

Izao an: Vohaina ilay VF, avoaka aloha ilay elefanta tao,ampidirina ilay giraffe dia hidina ilay frigo,dia mbola tohizo ... 

Nifidy mpanjaka ary ny biby, nisy biby iray anefa tsy tonga nifidy iza ary io? 

Ny voalavo hoy ny sasany, ehe, ny gidro, ehe teo mihitsy ilay io hitako tao hoy ianao. 

Afa- po e: ilay giraffe no tsy teo mbola voahidy ary ny adala maromaro no toy ireny fa afangaro ao hono dia tena mahatezitra sy mampihomehy indraindray. 

 

Mpandefa:        Jocelyn Rakotomalala
Daty:                 08 Mars 1996
 

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka

1